Fri Oct 25 2019 15:17:50 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-25 15:17:50 -04:00
parent 91b538f4cc
commit 4d85365c92
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 De nody tan-dragno Izy, de niara-tonga ndreka ny vaôaka, ka tsy afaka ninan-kanina se zarô. \v 21 Ra naregny ny momba anizany ny avany, de nivoaka zarô angalaka Anazy, satria nizakan-jarô hoe: "Foka Izy." \v 22 Zariô mpitondra fanjakana de nandrorogna avy takagny Jerosalema ka nizaka fa: "Ipetrahan'ny Belzeboba Izy", ka "Amin'ny alalan'ny mpanapaky ny demonia my no androany demona."
\v 20 De nody tan-dragno Izy, de niara-tonga ndreka ny vaôaka, ka tsy afaka ninan-kanina se zarô. \v 21 Ra naregny ny momba anizany ny avany, de nivoaka zarô angalaka Anazy, satria nizakan-jarô hoe: "Foka Izy." \v 22 Zariô mpitondra fanjakana de nandrorogna avy takagny Jerosalema ka nizaka fa: "Ipetrahan'ny Belzeboba Izy ka amin'ny alalan'ny mpanapaky ny demonia my no androany demona."