diff --git a/02/10.txt b/02/10.txt index 781496d..58bbf8c 100644 --- a/02/10.txt +++ b/02/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 \v 11 \v 12 Fa mba afantaranarô fa managna faefana hamela eloka eto amboniny tany ny zanak'olona, ho Izy tamin'ilay makemy hoe: "Zakeko amanô, misangàna ka batiô ny rafandriananô ka modia agny andragnonô" De nisangana izy ka nibata ny rafandriany avy atragny, ka nivoaka ny tragno takiô anatrean'olona reetra, ka variana ny olona manontolo ka nagnome voninahitra an'Anandriamanitra, ary hoy izy ireo hoe: "Mbola tsy naita ra karan'ity ze." \ No newline at end of file +\v 10 \v 11 \v 12 Fa mba afantaranarô fa managna faefana hamela eloka eto amboniny tany ny zanak'olona, ho Izy tamin'ilay makemy hoe: "Zakeko amanô, misangàna ka batiô ny rafandriananô ka modia agny andragnonô" De nisangana izy de tonga de nibata ny rafandriany avy atragny, ka nivoaka ny tragno takiô agnan'olona rehetra, ka variana ny olona manontolo ka nagnome voninahitra an'Anandriamanitra, ary hoy izy ireo hoe: "Mbola tsy naita ra karan'ity ze." \ No newline at end of file