diff --git a/10/46.txt b/10/46.txt index 6dd3d41..6c0ab59 100644 --- a/10/46.txt +++ b/10/46.txt @@ -1 +1 @@ -\v 46 Tonga takô Jeriko zareo. Ndreka niala ny tanàna niaraka tamin'ny mpianany sy ny vaoaka marobe Izy, ny zanak'i Timeo, Bartolomeo, izegny mpangataka sady tsy maita, nitoetra takeo amoron-dalana. \v 47 Ndreka naregny izy fa i Jesosy avy agny Nazareta izany, de nagnandogna nangekeka mafy izy ary nizaka hoe: "A Jesosy Zanak'i Davida a, mandifera aminay!" \v 48 Maro no nizakazaka an'ilay tsy maita, nizaka taminanjy mba hangina. Fa vomeka nangekeka mafy izy hoe: "A Zanak'i Davida a, mandifera aminay!" \ No newline at end of file +\v 46 Tonga takô Jeriko zareo. Ndreka niala ny tanàna niaraka tamin'ny mpianany sy ny vaoaka marobe Izy, ny zanak'i Timeo, Bartolomeo, izegny mpangataka sady tsy maita, nitoetra takeo amoron-dalana. \v 47 Ndreka naregny izy fa i Jesosy avy agny Nazareta izany, de nagnandogna nihekeka mafy izy ary nizaka hoe: "A Jesosy Zanak'i Davida a, mandifera aminay!" \v 48 Maro no nizakazaka an'ilay tsy maita, nizaka taminanjy mba hangina. Fa vomeka nangekeka mafy izy hoe: "A Zanak'i Davida a, mandifera aminay!" \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 420899a..1618f9c 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -89,7 +89,6 @@ "10-38", "10-41", "10-43", - "10-46", "10-49", "10-51", "11-title",