Wed Oct 23 2019 17:24:26 GMT+0200 (South Africa Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-10-23 17:24:27 +02:00
parent a724ae4e35
commit 4252f5a7ff
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
De hoy ilay lilahy hoe: "Mpampianatra o, efa naniko latamin'ny fahatanorako aby ireo raha jiaby ireo." Nagnentigna ananjy Jesosy ka tia ananjy. Ary hou taminanjy hoe: "Misy raha reka tsy ampy ako amino. Tsy mensy amidino ny raha jiaby anagnano ary amiao ny boty izany, de hanangnana fanagnana agny an-dagnitra ano. Ka magnaraha Anay." F
De hoy ilay lilahy hoe: "Mpampianatra o, efa naniko latamin'ny fahatanorako aby raha jiaby izany." Nagnentigna ananjy Jesosy ka tia ananjy. Ary hoy taminanjy hoe: "Misy raha reka tsy ampy akô aminô. Tsy mensy amidinô ny raha jiaby anagnano ary amiao ny boty izany, de hanangnana fanagnana agny an-dagnitra ano. Ka magnaraha Anay." Fa noho izany fizakana izany de nanjombogna izy ka niala tamin'alaelo, satria nanagna fanagnana marobe tokoatra izy.