Mon Oct 21 2019 14:26:59 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-21 14:27:00 -04:00
parent 3e35f6acc8
commit 3f2472dec7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 De nisy lilay mompa mompagna nagnatogna an'Azy izay nitondra lelay malemy reka; zay nolanjen'olona efa-day. refa tsiafaka nagnatogna anazy akeky zarô nony amaroan'ny vaôka, de nagnendan-jarô ny tafotragno tiô ambonin'i Jesosy, ary reefa vôsokatran-jarô de nampidigniny tiô ny randriana nisy an'ilay lelay nalemy.
\v 3 \v 4 De nisy lilay mompa mompagna nagnatogna an'Azy izay nitondra lelay malemy reka; zay nolanjen'olona efa-day. Refa tsiafaka nagnatogna anazy akeky zarô nony amaroan'ny vaôka, de nagnendan-jarô ny tafotragno tiô ambonin'i Jesosy, ary reefa vôsokatran-jarô de nampidignin-jarô tiô ny randriana nisy an'ilay lelay nalemy.