diff --git a/14/37.txt b/14/37.txt index 88043b9..c7f7c68 100644 --- a/14/37.txt +++ b/14/37.txt @@ -1 +1 @@ -De nierigna Izy ka naita anjareo nandry, ka hoy Izy tamin'iPetera hoe: "Simona, mandry va ano? Tsy nahavita niambina na de adiny reka aby va ano? Miambena de mivavaha mba tsy hidirandreo amin'ny fakam-pagnahy. Ny fagnahy mety mazoto tokoatra, fa ny nofo tsy manan-kery."De ninga ndreka Izy niala bitika \ No newline at end of file +De nierigna Izy ka naita anjareo nandry, ka hoy Izy tamin'iPetera hoe: "Simona, mandry va ano? Tsy nahavita niambina na de adiny reka aby va ano? Miambena de mivavaha mba tsy hidirandreo amin'ny fakam-pagnahy. Ny fagnahy mety mazoto tokoatra, fa ny nofo tsy manan-kery."De ninga ndreka Izy niala bitika ary nivavaka, ary de nagerina ny zaka natony tambolognany my. \ No newline at end of file