Thu Oct 24 2019 17:07:18 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)
This commit is contained in:
parent
61dc5982f8
commit
34b833d5cd
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 48 Ary itany fa nijaly be zarô nive lakam-bitika, satria nanohitra be an-jariô ny rivotra. Takiô aman'ora fembenana fahefatra ny alina de nagatogna inga akiô aman-jarô Izy, nandia tegny ambony ranomasina, ary te-handalo taman-jarô Izy. \v 49 Fa rehefa naita anazy nandia tegny ambonin'ny ranomasina zariô, de neverin-jarô ho angatra na (raraa) Izy ka nioekoeka zariô. \v 50 Satria naita Anazy zarô ka vaka, tiô tiô my de nizaka taman-jarô Izy hoe: "Matokisa! Zao my ty! Aza matahotra!"
|
\v 48 Ary hitany fa nijaly be zarô nive lakam-bitika, satria nanohitra be an-jariô ny rivotra. Takiô aman'ora fembenana fahefatra ny alina de nagatogna inga akiô aman-jarô Izy, nandia tegny ambony ranomasina, ary te-handalo taman-jarô Izy. \v 49 Fa rehefa nahita Anazy nandia tegny ambonin'ny ranomasina zariô, de neverin-jarô ho angatra na (raraa) Izy ka nioekoeka zariô. \v 50 Satria nahita Anazy zarô ka vaka, tiô tiô my de nizaka taman-jariô Izy hoe: "Matokisa! Zao my ty! Aza matahotra!"
|
Loading…
Reference in New Issue