diff --git a/02/05.txt b/02/05.txt index a960c77..079098e 100644 --- a/02/05.txt +++ b/02/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 \v 6 \v 7 Non'ny naita ny finoan-jarô, Jesosy de hoy Izy tamin'ilay lelay malemy hoe: "Anaka vôvela ny elokao". Ary nisy ny sasagny taman-jarô mpitondra fanjakana nipetraka tiô, ka nimonomonogna takagny ampony zarô hoe: "aôna no afan'io lilay io mizaka karan'izany? Miteny ratsy Izy! Fa tsy andriamanitra reka iany ve mpamela eloka?" \ No newline at end of file +\v 5 \v 6 \v 7 Non'ny naita ny finoan-jarô, Jesosy de hoy Izy tamin'ilay lelay malemy hoe: "Anaka vôvela ny elokao". Ary nisy ny sasagny taman-jarô mpitondra fanjakana nipetraka tiô, ka nimonomonogna takagny ampony zarô hoe: "Aôna no afan'io lilay io mizaka karan'izany? Miteny ratsy Izy! Fa tsy andriamanitra reka my va mamela eloka?" \ No newline at end of file