Sat Oct 19 2019 11:26:22 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-19 11:26:23 -04:00
parent eb0bd401c9
commit 1cf4a0a82c
3 changed files with 4 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 35 \v 36 Ary rehefa folak'andro ny andro, de nagnatogna Anazy zarô mpianany ka nanao hoe: "tany fogna ity, ary ny andro de efa ho alina koá. Aveleo zarô mba inga agny amin'ny fonegnany sy tanàna magnodidigna hividy sakafo mba hoanin-jarô."
\v 35 Ary rehefa folak'andro ny andro, de nagnatogna Anazy zarô mpianany ka nanao hoe: "tany fogna ity, ary ny andro de efa ho alina koá. \v 36 Aveleo zarô mba inga agny amin'ireo fonegnany sy tanàna magnodidigna hividy sakafo mba hoanin-jarô."

View File

@ -1 +1 @@
\v 37 \v 38 Fa namaly Izy ka nagnano tamanjarô hoe: "Omeo raha anina zarô''. De hoy zarô taminy hoe: "Afaka mandia de minga mivanga mofo azan'ny denaria roanjato ve zé ka agnome zany anjarô ho anina?" De hoy Izy tamajarô hoe: "Firy ny mofo anagnandriô? Ndá de zaano." Refa hitany,dia hoy zarô hoe: "Mofo dimy de lôka roe."
\v 37 \v 38 Fa namaly Izy ka nagnano taman-jarô hoe: "Omeo raha anina zarô''. De hoy zarô taminy hoe: "Afaka mandia de minga mivanga mofo azan'ny denaria roanjato ve zé ka agnome zany anjarô ho anina?" De hoy Izy tamajarô hoe: "Firy ny mofo anagnandriô? Ndá de zaano." Refa hitany,dia hoy zarô hoe: "Mofo dimy de lôka roe."

View File

@ -68,6 +68,7 @@
"06-23",
"06-26",
"06-30",
"06-33"
"06-33",
"06-35"
]
}