Mon Oct 21 2019 09:21:31 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-21 09:21:32 -04:00
parent 9431419cd3
commit 1b96844491
3 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 27 \v 28 Magnana ny olona manontolo, ka nifagnadina zarô hoe: "Ino ty"? Fampenarana vôvô misy faefana? Bokiny na de ireo fagnay ratsy aza de magneky an-jarô!" Ny vôvô momba Anajy de efa miparitaka takegny amin'ny faritr'i Galilia manontolo
\v 27 Magnana ny olona manontolo, ka nifagnadina zarô hoe: "Ino ty"? Fampenarana vôvô misy faefana? Bokiny na de ireo fagnay ratsy aza de magneky an-jarô!" \v 28 Ny vôvô momba Anajy de efa miparitaka takegny amin'ny faritr'i Galilia reka manontolo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 29 \v 30 \v 31 Rehefa nande nivoakan'ny Synagoga de ninga takô andragnon'i simona sy Andrea zarô, niaraka tamin'i Jakoba sy Jaona. Ary raofozam-baviny Simona nandry nararin-tazo, ka nizaken-jarô tamin'i Jesosy ny momba anazy. De nagnatogna Izy, de nandramby anazy tamin'ny tagnany, ary nagnarina azy, de afaka ny tazony, ary nanomboka nanompo ananjy zarô.
\v 29 \v 30 \v 31 Rehefa nande nivoakan'ny Synagoga, de ninga takô andragnon'i simona sy Andrea zarô, niaraka tamin'i Jakoba sy Jaona. Ary raofozam-baviny Simona nandry nararin-tazo, ka nizaken-jarô tamin'i Jesosy ny momba anazy. De nagnatogna Izy, de nandramby anazy tamin'ny tagnany, ary nagnarina azy, de afaka ny tazony, ary nanomboka nanompo ananjy zarô.

View File

@ -46,6 +46,7 @@
"01-19",
"01-21",
"01-23",
"01-27",
"05-title",
"05-01",
"05-03",