Thu Oct 24 2019 17:03:24 GMT+0200 (South Africa Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-10-24 17:03:24 +02:00
parent c81842d4c4
commit 17e8e5309d
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 29 De hoy Izy taminanjy: "Noho izqny zakanô izan, afaka minga anô. Efa niala tamin'ny zanakanô viavy ny demonia." \v 30 Dia ndreka niherigna tagny an-dragnony raviavy de nahita ny zaza nadry takio ambony kitrara, ary ny demonia dia efa niala.
\v 29 De hoy Izy taminanjy: "Noho izqny zakanô izany, afaka minga anô. Efa niala tamin'ny zanakanô viavy ny demonia." \v 30 Dia ndreka niherigna tagny an-dragnony raviavy de nahita ny zaza nadry takio ambony kitrara, ary ny demonia dia efa niala.

View File

@ -1 +1 @@
\v 33 Nitondra an-dralilahy nitôkana niala takio amin'ny fokon'olona Izy, de nanefa ny zana-tagnany tagnaty tadigniny Izy, ary ndreka avy nandrôra, de nikasika ny lelany. \v 34 De nidraka lagnitra Izy, de nisento ka nizaka taminanjy hoe: "Efata," izegny hoe: "Maladià!" \v 35 Ary bitibitika takio de naregny ny tadigniny, ary izegny namatotra ny lelany dia potika ary de afaka nizaka mazava sara izy.
\v 33 Nitondra an-dralilahy nitôkana niala takio amin'ny fokon'olona Izy, de nanefa ny zana-tagnany tagnaty tadigniny Izy, ary ndreka avy nandrôra, de nikasika ny lelany. \v 34 De nidraka lagnitra Izy, de nisento ka nizaka taminanjy hoe: "Efata," izany hoe: "Maladià!" \v 35 Ary bitibitika takio de naregny ny tadigniny, ary izegny namatotra ny lelany dia potika ary de afaka nizaka mazava sara izy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 36 Ary Jesosy nandrara ananjareo tsy hizaka na amin-jovy na zovy. Kanefa na de niraràna aza zareo, de vômeka nagnaparitaka izany bebe kokoà. \v 37 De gaga tokoatra ny olona, ka nizaka hoe: "Naniny sara aby ny raha jiaby. Ny marignina aza natôny naregny ary ny moà mizaka."
\v 36 Ary Jesosy nandrara anjareo tsy hizaka na amin-jovy na zovy. Kanefa na de niraràna aza zareo, de vômeka nagnaparitaka izany bebe kokoà. \v 37 De gaga tokoatra ny olona, ka nizaka hoe: "Naniny sara aby ny raha jiaby. Ny marignina aza natôny naregny ary ny moà mizaka."

View File

@ -48,9 +48,9 @@
"07-20",
"07-24",
"07-27",
"07-29",
"07-31",
"07-33",
"07-36",
"09-title",
"09-01",
"09-04",