Tue Oct 22 2019 16:25:22 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-22 16:25:23 -04:00
parent f423959f3a
commit 1563531f9e
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\c 5 \v 1 Tonga tagny agnilany ranomasina zariô, tao amin'ny faritr'i Gerasena. \v 2 Rehefa niala avy tiô amin'ny lakana bitika Jesosy,de tonga de nisy lilay iray azon'ny fagnahy maloto no nagnatogna Anazy avy tegne amin'ny fasagna.
\c 5 \v 1 Tonga tagny agnilany ranomasina zariô, tao amin'ny faritr'i Gerasena. \v 2 Rehefa niala avy tiô amin'ny lakam-bitika Jesosy, de tonga de nisy lilay reka azon'ny fagnahy maloto no nagnatogna Anazy avy tegne amin'ny fasagna.

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Nibodika tegny amin'ny fasagna ity lilay ity. Tsy nisy koza olona afaka nitana anaze nade tamin'ny rojo vy aza. \v 4 Voafatotra matetika tamin'ny gadra vy sy rojo vy ize. Notapahiny ireo rojo ary potika ireo gadra vy.Tsy nisy nanagna hery nifehy ananjy.
\v 3 Nibodika tegny amin'ny fasagna ity lilay ity. Tsy nisy koza olona afaka nitàna anazy nade tamin'ny rojo vy aza. \v 4 Voafatotra matetika tamin'ny gadra vy sy rojo vy ize. Notapahiny ireo rojo ary potika ireo gadra vy.Tsy nisy nanagna hery nifehy ananjy.

View File

@ -101,7 +101,7 @@
"04-38",
"04-40",
"05-title",
"05-03",
"05-01",
"05-05",
"05-07",
"05-09",