Thu Oct 24 2019 17:56:29 GMT+0200 (South Africa Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-10-24 17:56:29 +02:00
parent 976746ea45
commit 0fbc1c6484
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 66 Ary raha takeo ambany takeo an-kianja i Petera, de nagnatogna ananjy ny reka taminjareo mpanompon'ny mpisorognabe. \v 67 Nahita an'i Petera nitsangana namindro teo amin'ny afo izy, de nodinihiny akeky. De hoy izy taminanjy hoe: "Anô koa niaraka tamin'i Jesosy ilay Nazareana." \v 68 Fa izy nandà izany, nagnano hoe: "Tsy fantako sady tsy azoko izegny zakeno." Avy takeo de dila niala ny kianja izy. [Fagnamarinana: Ireo fandiakana sasagny de magnampy hoe: "De nagneno ny akoho," fa ireo fandikana taloha tegan tsara de tsy magnatô an'io teny io.]
\v 66 Ary raha takeo ambany takeo an-kianja i Petera, de nagnatogna ananjy ny reka taminjareo mpanompon'ny mpisorognabe. \v 67 Nahita an'i Petera nitsangana namindro teo amin'ny afo izy, de nodinihiny akeky. De hoy izy taminanjy hoe: "Anô koa niaraka tamin'i Jesosy ilay Nazareana." \v 68 Fa izy nandà izany, nagnano hoe: "Tsy fantako sady tsy azoko izegny zakenô." Avy takeo de dila niala ny kianja izy. [Fagnamarinana: Ireo fandiakana sasagny de magnampy hoe: "De nagneno ny akoho," fa ireo fandikana taloha tegna tsara de tsy magnatô an'io teny io.]