Thu Oct 24 2019 17:19:18 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 17:19:19 -04:00
parent b84d119ae4
commit 0e7b69c6b4
3 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Rehefa nipetra manokana Jesosy, de nagnadina Anazy mikasika io fagnoarana io zarô marivo Anazy sy zarô mpianany roambifolo. \v 11 Hoy Izy taman-jarô hoe: "Andriô no tsy agnafenana ny ra miafina ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra". Fa ho an-jarô agny avelagny de fagnoarana daholo, \v 12 mba amin'ny fotôna izahanan-jarô, eny angitigna zarô, nefa tsy haita, ary mba amin'ny fotôna hitonoàn-jarô, eny aregny zarô, nefa tsy afantatra an'izany, na koa iodigna zarô de amindra fo aman-jarô Andriamanitra.
\v 10 Rehefa nipetra manokana Jesosy, de nagnadina Anazy mikasika io fagnoarana io zarô marivo Anazy sy zarô mpianany roambifolo. \v 11 Hoy Izy taman-jarô hoe: "Andriô no tsy agnafenana ny ra miafina ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra". Fa ho an-jarô agny avelagny de fagnoarana daholo, \v 12 mba amin'ny fotôna izahanan-jarô, eny angitigna zarô, nefa tsy haita, ary mba amin'ny fotôna hitonoàn-jarô, eny aregny zarô, nefa tsy afantatra an'izany, na koa hiodigna zarô de amindra fo aman-jarô Andriamanitra.

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 Ary hoy Izy taman-jarô hoe: "Tsy azon-driô ma fagnoarana zany a? Aôna zany azaônariô ny fagnoarana afa rehetra? \v 14 Ny mpamboly zegny mamafy ny voa de olona reka zegny mamafy ny teny. \v 15 Ireto zay niraraka tegny an-dalana, de namafy ny teny, ka rehefa regnin-jarô zany, de tonga de avy Satana de nangalatra ny teny izay vôfafy taman-jarô.
\v 13 Ary hoy Izy taman-jarô hoe: "Tsy azon-driô ma fagnoarana zany a? Aôna zany azaoanariô ny fagnoarana afa rehetra? \v 14 Ny mpamboly zegny mamafy ny voa de olona reka zegny mamafy ny teny. \v 15 Ireto zay niraraka tegny an-dalana, de namafy ny teny, ka rehefa regnin-jarô zany, de tonga de avy Satana de nangalatra ny teny izay vôfafy taman-jariô.

View File

@ -88,6 +88,7 @@
"04-01",
"04-06",
"04-08",
"04-10",
"04-13",
"04-16",
"04-18",