Thu Oct 24 2019 17:33:18 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 17:33:19 -04:00
parent 524b9cbfe5
commit 0e55f279e2
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 30 Ary hoy indray Izy hoe: "Ino ra azontsena agnoarana amin'ny fanjakan'Andriamanitra, inona no fagnoarana ampesentsena agnazavanan'izany? \v 31 Izany de karany ny vôtsinampy, rehefa afafy, de izy ny voa farany bitika indrindra amin'ny voa mantolo aketo ambonin'ny tany. \v 32 Nefa rehefa vôfafy zany, de maniry ary lasa lebe nnony kakazo mantolo, ary managna tagnantagnana maventy, ka azon'ny vorogna mirigna agnanovana tragno amin'ny malemileminy."
\v 30 Ary hoy indray Izy hoe: "Ino ra azontsena agnoarana amin'ny fanjakan'Andriamanitra, inona no fagnoarana ampesentsena agnazavanan'izany? \v 31 Izany de karany ny vôtsinampy, rehefa afafy, de izy ny voa farany bitika indrindra amin'ny voa mantolo aketo ambonin'ny tany. \v 32 Nefa rehefa vôfafy zany, de maniry ary lasa lebe nohon'ny kakazo mantolo, ary managna tagnantagnana maventy, ka azon'ny vorogna mirigna agnanovana tragno amin'ny malemileminy."

View File

@ -1 +1 @@
\v 33 Ary fagnoarana maro karan'izany no nizakany teny taman-jarô, araka zegny fazahoan-jarô anazy, \v 34 ary tsy nizaka taman-jarô ra-tsy tamin'ny fagnoarana Izy. Fa rehefa Izy reka, de azaveny amin'ny mpianany manokana my ny zavatra rehetra.
\v 33 Ary fagnoarana maro karan'izany no nizakany teny taman-jariô, arak'izegny azahoan-jarô anazy, \v 34 ary tsy nizaka taman-jarô ra-tsy tamin'ny fagnoarana Izy. Fa rehefa Izy reka, de azaveny amin'ny mpianany manokana my ny zavatra rehetra.

View File

@ -95,7 +95,7 @@
"04-21",
"04-24",
"04-26",
"04-33",
"04-30",
"04-35",
"04-38",
"04-40",