Thu Oct 24 2019 16:51:24 GMT+0200 (South Africa Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-10-24 16:51:24 +02:00
parent cf4b6d95d5
commit 0bfcfad40f
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\c 7 \v 1 Zareo Farieo sy ny fanjakana sasagny izegny avy tagny Jerosalema de tong nivory nagnodidigna Ananjy.
\c 7 \v 1 Zareo Fariseo sy ny fanjakana sasagny izegny avy tagny Jerosalema de tonga nivory nagnodidigna Ananjy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 2 Ary hitanjareo ny mpianatra sanagny nihinana mofo tamin'ny tagnana tsy madio, izany hoe tsy vôsasa. \v 3 (Fa ny Fariseo sy ny Jiosy jiaby de tsy mba nihinana raha tsy efa nanasa ny tagnananjareo , satria magnaraka ny fombafomban-dreo loholona.) \v 4 Ary ndreka niherigna avy tagny abazary zareo Fariseo , dia tsy mihinana zareo raha tsy avy mandro, ary mkiyandrina fomba maro hafa tegnandraha zareo, kara ny fanasana kapoaka, sy ny fagnaranana, fanaka varahina, ary ny fandriana izay hinanan-djareo.)
\v 2 Ary hitanjareo ny mpianatra sasagny nihinana mofo tamin'ny tagnana tsy madio, izany hoe tsy vôsasa. \v 3 (Fa ny Fariseo sy ny Jiosy jiaby de tsy mba nihinana raha tsy efa avy nanasa ny tagnananjareo , satria magnaraka ny fombafombanjareo loholona.) \v 4 Ary ndreka niherigna avy tagny abazary zareo Fariseo, dia tsy mihinana zareo raha tsy avy mandro, ary mitandrigna fomba maro hafa tegnandraha zareo, kara ny fanasana kapoaka, sy ny fagnaranana, fanaka varahina, ary ny fandriana izay hinananjareo.)

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 Ireo Fariseo sy ny fanjakana nagnadina an'i Jesosy hoe: '"Nawana ny mpianatra no sy nandiaa araka ny fombafomban'ireo loholona, fa mihinana ny mopfonjareo amin'ny tagnana tsy vôsasa?"
\v 5 Ireo Fariseo sy ny mpitondra fanjakana nagnadina an'i Jesosy hoe: '"Nawana ny mpianatra no sy nandiaa araka ny fombafomban'ireo loholona, fa mihinana ny mopfonjareo amin'ny tagnana tsy vôsasa?"

View File

@ -37,8 +37,8 @@
],
"finished_chunks": [
"07-title",
"07-01",
"07-02",
"07-05",
"07-06",
"07-08",
"07-11",