Thu Oct 24 2019 18:30:29 GMT+0200 (South Africa Standard Time)

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2019-10-24 18:30:29 +02:00
parent 204273689b
commit 09187e663b
3 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 Ary nisy reka tamin'ireo vaoaka namaly Ananjy hoe: "Mpampianatra o, nindesiko ho aketo Aminô ny zanako lilahy. Misy fagnahy ratsy tsy mampizaka ananjy izy. \v 18 Manambotra ananjy ka mandavolavo ananjy ary mampandoa vory ananjy, mikatri-nify izy, ary manjary mifanintogna. Nangao taminjareo mpianatrao ny tegnako mba hamoaka izany hiala aminanjy, kanefa tsy vitanjareo izany." \v 19 Ary namaly ananjareo Izy hoe: "Ry taranaka tsy mino, mandra-pahoviana no hibodiako aketo amindreo? Mandra-pahoaviana no handiferako amindreo? Andeso aty Aminay izy."
\v 17 Ary nisy reka tamin'ireo vaoaka namaly Ananjy hoe: "Mpampianatra o, nindesiko ho aketo Aminô ny zanako lilahy. Misy fagnahy ratsy tsy mampizaka ananjy izy. \v 18 Manambotra ananjy ka mandavolavo ananjy ary mampandoa vory ananjy, mikatri-nify izy, ary manjary mifanintogna. Nangao taminjareo mpianatrao ny tegnako mba hamoaka izany hiala aminanjy, kanefa tsy vitanjareo izany." \v 19 Ary namaly anjareo Izy hoe: "Ry taranaka tsy mino, mandra-pahoviana no hibodiako aketo amindreo? Mandra-pahoaviana no handiferako amindreo? Andeso aty Aminay izy."

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 Ary nindesina takeo Aminanjy ilay zaza lilahy, ary ndreka vô nahita an'i Jesosy ilay fagnahy ratsy, de nampifanintosintona ananjy izany. Lavo tamin'ny tany ilay zaza lilahy ary namory ny ranovavany. \v 21 Jesosy nagnadina ny iabany hoe: "Letr'oviana no naha karan'izô ananjy?" Dia hoy ny iabany hoe: "letra izy mbola bitika." \v 22 Ndrekindreka io fagnahy ratsy io de nandavo ananjy tagnaty afo na tagnaty rano ary nagnano izegny hapotika ananjy. Raha mahè maganano ny raha jiaby Anô, de mamindra fo aminè ary tahio zehè."
\v 20 Ary nindesina takeo Aminanjy ilay zaza lilahy, ary ndreka vô nahita an'i Jesosy ilay fagnahy ratsy, de nampifanintosintona ananjy izany. Lavo tamin'ny tany ilay zaza lilahy ary namory ny ranovavany. \v 21 Jesosy nagnadina ny iabany hoe: "Letr'oviana no naha karan'izô ananjy?" Dia hoy ny iabany hoe: "letra izy mbola bitika." \v 22 Ndrekindreka io fagnahy ratsy io de nandavo ananjy tagnaty afo na tagnaty rano ary nagnano izegny hapotika ananjy. Raha mahè magnano ny raha jiaby Anô, de mamindrà fo aminè ary tahio zehè."

View File

@ -59,6 +59,7 @@
"09-09",
"09-11",
"09-14",
"09-17",
"09-20",
"09-23",
"09-26",