Tue Oct 22 2019 17:39:23 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-22 17:39:24 -04:00
parent e36c26ecae
commit 0471411f54
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 De hoy Jesosy taman-jarô hoe: ''Tsy misy mpaminagny azaina eo amin'ny tanindrazagny sy ny eo amin'ny avany ary eo aminn'ny ankohonany. \v 5 Tsy afaka nagnano asa magaga Izy, ra tsy ny fametran-tagnana tamin'ny marary visivisy ary magnasitrana anjarô. \v 6 Magnana nony tsy finoan-jarô Izy. Avy takiô de nandia nagnodidigna ireo tanàna Izy hampianatra.
\v 4 De hoy Jesosy taman-jarô hoe: ''Tsy misy mpaminagny azaina eo amin'ny tanindrazagny sy ny eo amin'ny avany ary eo amin'ny ankohonany. \v 5 Tsy afaka nagnano asa magaga Izy, ra tsy ny fametran-tagnana tamin'ny marary visivisy ary magnasitrana an-jarô. \v 6 Magnana nony tsy finoan-jarô Izy. Avy takiô de nandia nagnodidigna ireo tanàna Izy hampianatra.

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 Avy takiô de nagnantso anjarô roa ambifolo lahy Izy ary nanomboka nagasan-jarô siroe roe, ary nomeny fahefana teo amin'ny fagny ratsy zarô, \v 8 Ary nandrara anjarô tsy tondra na ino na ino amin'ny diany, na mofo, na kitapo, na vola amin'ny fehikibon-jarô, afa-tsy tehina my, \v 9 fa magnatova kapa, fa aza magnatô akanjo roé.
\v 7 Avy takiô de nagnantso an-jarô roambifolo lahy Izy ary nanomboka nagasan-jarô siroe roe, ary nomeny fahefana teo amin'ny fagny ratsy zarô, \v 8 Ary nandrara anjarô tsy tondra na ino na ino amin'ny diany, na mofo, na kitapo, na vola amin'ny fehikibon-jarô, afa-tsy tehina my, \v 9 fa magnatova kapa, fa aza magnatô akanjo roé.

View File

@ -121,7 +121,7 @@
"05-41",
"06-title",
"06-01",
"06-07",
"06-04",
"06-10",
"06-12",
"06-14",