Thu Oct 24 2019 17:47:18 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 17:47:19 -04:00
parent 9df2692102
commit 014d48a30b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Ary nisy lambo marobe nitrongy tamin'ny tagnambona, \v 12 ary nangataka Taminy zariô hoe: ʺAlefaso amin'ireo lambo ze; avile ze hiditra akô". \v 13 Ka de navelany zarô; ary nivoaka ireo fagnahy maloto ka de niditra tamin'ireo lambo, de tonga de nibiridika tegny amin'ny elaka ho agny an-dranomasina ireo, ary lambo tiô amin'ny roa arivo tiô no maty tao an- dranomasina.
\v 11 Ary nisy lambo marobe nitrongy tamin'ny tagnambona, \v 12 ary nangataka Taminy zariô hoe: ʺAlefaso amin'ny lambo rôgna ze; avile ze hiditra akô". \v 13 Ka de navelany zarô; ary nivoaka ireo fagnahy maloto ka de niditra tamin'ireo lambo, de tonga de nibiridika tegny amin'ny elaka ho agny an-dranomasina ireo, ary lambo tiô amin'ny roa arivo tiô no maty tao an- dranomasina.