bzc_mrk_text_reg/09/36.txt

1 line
326 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 36 \v 37 Nalaka zaza bitika reka Izy ary natony takeo antegnantegnanjareo. Nibateny tan-tagnany izy ary nizaka taminjareo hoe: "Na zovy an zovy mihevitra ny zaza kara ivo amin' ny agnarako, de mihevitra Anany koa iozy, ary la ohatra ka misy mihevitra Anay, de tsy mihevitra Anay reka fogna izy, fa Ilay nagniraka Anay koa."