\v 28 Satria hoy izy hoe: "Raha mahakasika ny lambany fogna aho, dia ho sitrana." \v 29 Ndreka nikasika Anazy izy, de negnina ny fahaverezan-drà, ary tsapany hatrany agnatiny fa sitrana tamin'ny aretinanazy izy.