\v 14 \v 15 Hoy Pilato taminjareo hoe: "Ino no ratsy naniny?" FA niheka mafy fogna zareo hoe: "Fantsio Izy."Te hagnano izegny mahafa-po anjareo i Pilato, ka de nafahany o Barabasy. Niraboiny i Jesosy ary avy teo nameny mba ho fantsiana.