2019-10-22 14:15:39 +00:00
|
|
|
\v 4 Ninga nivoaka zareo de nahita zana-boriky reka nifatotra takeo ivelan'ny varangaragna reka takio amoron-dalana, ary nivaanjareo ny tadiny. \v 5 Nisy olona hafa nisanagana takio ary nizaka taminjareo hoe: "Ino raha anindrio, mamaha zana-boriky io?" \v 6 De nizakendjareo taminjareo ny zakan'i Jesosy taminjareo, ary navelan'olona ninga tamin'ny lalany zareo.
|