bzc_mrk_text_reg/14/30.txt

1 line
289 B
Plaintext
Raw Normal View History

Hoy Jesosy taminanjy hoe: "Zakeko marina aminô, fa niany ariva, raha mbola tsy magneno in-droy aby ny akoho de efa handà Anay in-telo anô." Fa hoy Petera Taminanjy hoe: "Na de tsy mentsy iara-maty Aminô zaho, de tsy mba hiala Aminô." De samy nampanantegna karan'izany aby zareo jiaby.