bzc_mrk_text_reg/11/11.txt

1 line
288 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 11 Avy teo Jesosy niditra takô Jerosalema ka ninga takeo an-tokontanin'ny fengonana ary nizaazaa ny raha jiaby. Ary, niahalina ny andro, de namantagna tagny Betania Izy sy zareo roy ambin'ny folo lahy. \v 12 Ny andro nagnaraka, ndreka nierigna avy tagny Betania zareo, de refogna Izy.