bzc_mrk_text_reg/01/29.txt

1 line
362 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 29 \v 30 \v 31 Rehefa nande nivoakan'ny Synagoga, de tonga takô andragnon'i simona sy Andrea zarô, niaraka tamin'i Jakoba sy Jaona. Ary raofozam-bavin'i Simona nandry nararin-tazo, ka nizaken-jarô tamin'i Jesosy ny momba anazy. De nagnatogna Izy, de nandramby anazy tamin'ny tagnany, ary nagnarina anazy, de afaka ny tazony, ary nanomboka nanompo an-jarô.