bzc_mrk_text_reg/10/46.txt

1 line
505 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 46 Tonga takô Jeriko zareo. Ndreka niala ny tanàna niaraka tamin'ny mpianany sy ny vaoaka marobe Izy, ny zanak'i Timeo, Bartolomeo, izegny mpangataka sady tsy maita, nitoetra takeo amoron-dalana. \v 47 Ndreka naregny izy fa i Jesosy avy agny Nazareta izany, de nagnandogna nihekeka mafy izy ary nizaka hoe: "A Jesosy Zanak'i Davida a, mandifera aminay!" \v 48 Maro no nizakazaka an'ilay tsy maita, nizaka taminanjy mba hangina. Fa vomeka nihekeka mafy izy hoe: "A Zanak'i Davida a, mandifera aminay!"