bzc_mrk_text_reg/10/10.txt

1 line
295 B
Plaintext
Raw Normal View History

Ary ndreka tafiditra tandragno zareo, de mbola nagnerigna nagnadina mikasika izany ndreka zareo mpianatra. Hpoy Izy taminjareo hoe: "Na zovy na zovy lilahy magnombela vady ka mangalaka vioavy hafa de mijangajanga. Raha miala amin'ny vadiny ny viavy ka manambady lilahy hafa de mijangajanga izy."