bmm_jas_text_reg/05/16.txt

1 line
426 B
Plaintext

\v 16 Koa mifagnikia heloko anaré, ary mifampivavaha, mbo ho sitragna anaré. Ny vavaka atôn'ôlo-marigny dia tegna matanjaka amin'ny fatôny. \v 17 Elia dia lalahy mitôvy tamintsika fogna. Nivavaka mafy izy mbô tsy hilatsahan'ny ôragn'andro, ary tsy nilatsaka tamin'ny nandritry ny telo tôgno sy enim-bolagna zegny. \v 18 Avy take nivavaka koa Elia. Ny lagnitry dia nagnomia ôran-andro, ary ny tany nagnomia ny vokany.