bmm_jas_text_reg/05/13.txt

1 line
463 B
Plaintext

\v 13 Misy ôlogno mo aké aminaré mijaly amin'ny andraikitry sarotro? Ôka izy hivavaka. Misy ôlogno faly mo?Ôka izy hihira fideragan. \v 14 Misy marary mo eké antaintaingnanaré?Ôka izy hagnatso ny lôholon'ny fiangonagna, ary hôka zaré hivavaka ho ananjy.Ôka zarè hagnosotro mènaka ananjy amin'ny aganran'ny Tompo. \v 15 Ny fivavaha ny finoagna no hagnasitragna ny ôlogno marary, ary ny Tompo hanangagna ananjy, dia hagnambèla ananjy Andriamanitra.