bmm_jas_text_reg/05/09.txt

1 line
449 B
Plaintext

\v 9 Aza mifampitaregny, ry ralahy, mbo tsy ho tsaraigny anaré. igny ny mpitsara mijaridigny aké am-bavatamiagna. \v 10 Malaka ôhatra, ry ralahy, avy amin'ny fijalianagna sy faharètan'jaré mpaminagny, iré zegny nivôlagna tamin'ny agnaran'ny Tompo. \v 11 igny, atôntsika kara ny miadagna zaré zegny èfa niharitry. Èfa régninaré ny fiharètan'i Joba, ary fantanaré ny tanjognan'ny Tompo ny maha-feno fangorahagna sy famindram-pô Ananjy.