bmm_jas_text_reg/05/07.txt

1 line
319 B
Plaintext

\v 7 Kôa maharèta, ry ralahy, mandra-pavian'ny Tompo. igny, ny mpamboly mandigny ny vokatra sarobidy avy amin'ny tany. Mandigny amim-paharetagna anjegny izy, mandram-pazahoanian'jegny ny vôlohany sy ny fara-ôragna. Anaré, \v 8 fôgna koa, mahàreta. Hatanjaho ny fônaré satria èfa mariny ny fatongavan'ny Tompo.