bmm_jas_text_reg/04/15.txt

1 line
344 B
Plaintext

\v 15Tôkony hivolagna koza anan-dre hoe: ''Raha sitraky ny tompo, dia ho velogna antsika ary hagnano an'ity na hanao an'iroa.'' \v 16Fa avahizo anan-dre dia mipoerapoera aminire tetika mieboebo. Ny fireharehagna jiaby karanjegny dia ratsy. \v 17Ka ho an'izè rehetra mahafantatra ny ratsy nefa tsy magnano izegny, dia heloka ho ananjy izegny