bmm_jas_text_reg/03/15.txt

1 line
524 B
Plaintext

\v 15 Zègny dia tsy fahendregna zay nidigna avy agny ambôny. Fa kosa, avy amin'ny tany, ny tsy ara-paganhy, ny demoniaka zègny. \v 16 Fa agny amin'jègny misy fialôgnana sy fagniriagn-daza, dia misy fifanjevogna sy fagnanovagna ny ratsy jiaby. \v 17 Fa ny fahendregna avy agny ambôny dia madi alôha, avy ake feno fiadagnana, malemy fagnahy, mihevitry ny hafa, feno famindram-pô sy vokatra tsara, tsy mamely, ary tsotra. \v 18 Ny vokatra ny fahamarinagna dia voafafy am-piadagnana ake atèntègnan'jaré mampihavagna.