bmm_jas_text_reg/03/13.txt

1 line
301 B
Plaintext

\v 13 Zôvy no hendry sy mahay aké antèntègnaniré? Ambilay zègny ôlogno zègny hamoaka fihainagna tsara amin'ny asany amin'ny fanetrèn-tègnan'ny fahendregna. \v 14 Fa koa managna fialôgnana mangidy anaré ary fagnirian-daza ako am-ponaré, dia aza mihambo na mandainga manôhitry ny marigna.