bmm_jas_text_reg/03/09.txt

1 line
267 B
Plaintext

\v 9 Amin'io no hidèrantsika ny Tompo sy ny Ray, ary amin'io no hagnozônantsika ôlogno, zègny natô nitôvy tamin'Andriamanitra. \v 10 Avy amin'jègny vava zègny foagna no hivoahan'ny fitahiagna sy fagnozôgnana. Ry ralahiko, tsy tôkony hibôaka iré raha iré.