bmm_jas_text_reg/03/07.txt

1 line
258 B
Plaintext

\v 7 Fô ny karazam-bibidia jiaby, vôrogno, biby mandady, ary zava-boarin-dranomasigna dia fôlaka ary nifôlahin'ny ôlombélogno. \v 8 Fa ny mômban'ny lèla, tsisy ôlogno mahavita mamôlaka anjegny. Io dia ratsy tsy hay fihézigny, feno poizigny mafaty.