bmm_jas_text_reg/03/05.txt

1 line
387 B
Plaintext

\v 5 Karan'jegny koa ny lèla dia rantsagna hely amin'ny vatagna, kanèfa izy dia mihambo raha bètsaka. Zahano koa ny ahilèzan'ny afo zègny mandôro atiala maro. \v 6 Ny lèla koa dia afo, tontôlon'ny fahotagna napètraka také amin'ny ratsam-batagnantsika. Zègny dia magnisa pentipentigna ny vatagna araiky manontôlo ary mandôro ny lalam-piainagna. Arehitrin'ny helo ny tègnany.