bmm_jas_text_reg/03/03.txt

1 line
343 B
Plaintext

\v 3 Ary kô asiantsika lamboridy aké ambavan'jaré sovaly mbô hikehin'jaré antsika, dia afaka mitôndra ny vatan'jaré jiaby foagna koa antsika. \v 4 Zahano foagna koa fô iré sambo, na dia maventy be tokôatra aza izy regny mbola hidôsin'drivotra-mahery, dia vôavilin'ny familiagna samba hely agny amin'jègny jiaby tian'ny mpagnamory.