bmm_jas_text_reg/02/21.txt

1 line
517 B
Plaintext

\v 21Tsy tamin'ny asa koa me nagnamarinagna an'i Abraham raintsika rehefa nanondro an'Iska zanagny lahy teo aminy alitara izy? \v 22Hitano fa ny finoagna dia niasa niaraka taminan'ny asany, ary amin'ny asan'ny dia nivotra tanteraka ny finoagnany. \v 23Dia tanteraka ny Sôratra Masigna izè mivolagna hoe: ''abrahama ninoan'Andriamnitra, ka nisaigna taminy fahamarinagna,'' ary izy nantsovigna hoe: sakaizan'Andriamanitra. \v 24 Hitanan-dré izô fa amin'ny asa hanamarinagna ny ologna, fa tsy amin'ny finogna ihany.