bmm_jas_text_reg/02/14.txt

1 line
478 B
Plaintext

\v 14 Ino no tsara, ry ralahiko,raha mivolagna ny ologna raika fa efa manamp-pinogna izy, kanefa tsisy asa? \v 15Atôvy hoe misy rahalahy na hanakavy ratsy fitafy sy tsy ampy sakafo isan'andro. \v 16Atôvy hoe misy raika aminan-dre mivolagna amin-jareo hoe: ''Mandehana am-piadanana, magnova mafana ary magnano voky.'' Raha tsy magnôme an-jare ny ràhà tadiaviny vatana anan-dre, ino ny mahatsara izegny.\v 17De karanjany koa ny finoagna, raha tsisy asa izany, de mety.