bmm_jas_text_reg/01/17.txt

1 line
395 B
Plaintext

\v 17 Ny fagnomiazagna tsara jiaby sy fagnomiazagna tônga lafatra jiaby dia avy agny ambôny. Zègny dia mandrôrogna avy amin'ny Rain'ny faha zavagna. Miaraka aminanjy dia tsisy fiovagna na aloka avy amin'ny fiodignana. \v 18 Andriamanitra dia nisafidy hagnomia fahamarinagna antsika amin'ny tenin'ny fahamarinagna, mbô ho karazagna voalôngam-bokatra amin'ny raha jiaby noforôgnony antsika.