bmm_jas_text_reg/01/09.txt

1 line
404 B
Plaintext

\v 9 Aoka ny ralahy mahantra hagnano fisandratany ho rèharèhanyn, \v 10 fa ny ôlo manan-kariagna amin'ny fihetreny, satria izy dia malazo karaha folèra amin'ny ahitra. \v 11 Fa ny masôva dia mibiagna amin'ny hafanagna mahamay kè magnamaigna ny ahitra. Ny folèra dia mihintsagna, kè hatsaragnany dia levogno. Karaha njègny koa, ny ôlogno manan-kariagna kè halazo amin'ny antsasaky ny diany izy.