bmm_jas_text_reg/01/04.txt

1 line
329 B
Plaintext

\v 4 Ambilay ny faharètagna hagnatantèraka ny asany, mbô tègna hivoàka tantèraka anare, sady feno tantèraka, kè tsy mijaly na ino na ino. \v 5 Fô kô misy tsy manam-pagnahy, aoka izy angaho an-jégny amin'ny Andriamanitra/ lay raiky magnomia an-tsitrapô sy tsy mandatas zègny mangaho aminanjy, fa amiany ananjy zègny.