bmm_jas_text_reg/01/01.txt

1 line
299 B
Plaintext

\c 1 \v 1 Jakõba andevon'Andriamanitra sy tompo Jesosy Kristy, ho anaré fôko roé ambin'ny fôlo nipariàka: magnontasfa. \v 2 Ataôvo hafaliagna aby jiaby zègny, ry ralahy, kôfa misedra olagna isan-karazany anaré. \v 3 Fantanaré fô fitasapagna ny finoagnanaré dia mahatônga faharètagna.