\c 5 \v 1 Avia, anaré zegny magnan-kariagna, mitomagnia sy migogogogoa nony iré fahoriagna tônga aminaré. \v 2 Ny hariagnanaré èfa io, ary ny fitafiagnanaré efa lanign-kalôlo. \v 3 Ny vôlamènanaré sy ny vôlafôtsinaré dia èfa rifesigny. Ny rifesigny dia ho vavôlombelogno hagnampanga anaré. Handôro nôfonaré karaha afo izégny. Hankajiagnanaré karaha ny hariagnanaré hagny amin'ny andro farany.