bmm_jas_text_reg/02/01.txt

1 line
643 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-23 08:57:02 +00:00
\v 1 Ry ralahiko, aza mitazogna ny finoagna an'ny Tompontsika Jesosy Kristy. l Tompon'ny voninahitra, amin'ny fiangarana amin'ny ôlogna asananay. \v 2Atova hoe misy ôlogna magnisy peratra volamena sy akanjo tsara no miditra ako amin'ny fivorianareo, ary misy lalahy mahantra ihany koa magnato lamba maloto. \v 3 Raha mizaha ilè ologna magnisy lamba tsara anà ary mivolagna hoe: '' Azafady mipitraha eto amin'ny toeragana tsara,'' fa hivolagna amin'ilè lalahy mahantra koza hoe: ''Mitsangàna ano ary,'' na hoe: ''Mipetraha eto an-tongotra,'' \v 4ka tsy mifampitsara aminy anan-dre? Ka tsy lasa mpitsara amin'ny eritreri-dratsy anan-dre?