bmm_jas_text_reg/05/19.txt

1 line
295 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 19 Ry halahikô, izy koa misy aké aminaré miala amin'ny fahamarinagan, ary misy araiky mamerigny ananjy, \v 20 dia tokony ho fantan'io ôlogno io fô na izovy na izovy magnala ny mpanota araiky amin'ny lalagna-diso dia hamonjy ananjy amin'ny fahafatèsagna, ary agnarogna fahotagna maroboe.