bmm_jas_text_reg/03/11.txt

1 line
225 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 11 Moa ny lôharano mô mamôaka rano mamy sy mangidy avy amin'ny fibôahany? \v 12 Moa ny kakazon'aviavy mô, ry ralahiko, mamoa oliva? Na ny voalôboko, mamoa aviavy? Ny rano masira koa dia tsy afaka hagnamia rano mamy.