bmm_jas_text_reg/01/06.txt

1 line
355 B
Plaintext
Raw Normal View History

\v 6 Fa ambilay izy angaho amin'ny finoagna, tsy mihènahèna na amin'ino na amin'ino. Fa zègny mihènahèna dia karaha onjan-dranomasigna zègny indôsin-drivotra ke mitompatompa. \v 7 Fa zègny ôlo zègny dia tsy tôkony halak'onogna handray na ino na ino avy amin'ny Tompo. \v 8 Ny ôlogno karahan-jègny miroa saigny, miôvaôva amin'ny diany jiaby.